Bokin'ny Salamo 37:31
Ny lalàn’ Andriamaniny no ao am-pony; Tsy mba ho solafaka ny diany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The law of his God is in his heart; none of his steps shall slide.
In Context
30Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.
32Mitsikilo ny marina ny ratsy fanahy ka mitady hahafaty azy.
Read all of Bokin'ny Salamo 37
Cross References
Deuteronomy 11:18Koa alatsaho ao amin’ ny fonareo sy ao amin’ ny fanahinareo izao teniko izao, ary fehezo ho famantarana eo amin’ ny tananareo izy, ka aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin’ ny handrinareo;
Psalms 1:2Fa ny lalàn’ i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman’ alina.
Psalms 37:23Avy amin’ i Jehovah no mahalavorary ny dian’ ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany.
Psalms 40:8Dia hoy izaho: inty aho tonga ao amin’ ny horonam-boky no nanoratana ahy.
Psalms 44:18Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay ary tsy mivadika ny fanekenao.
Psalms 119:11Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.