The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 37 › Bokin'ny Salamo 37:33

Bokin'ny Salamo 37:33

Jehovah tsy hahafoy azy eo an-tanany. Na hanameloka azy, raha tsaraina izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The LORD will not leave him in his hand, nor condemn him when he is judged.

In Context

32Mitsikilo ny marina ny ratsy fanahy ka mitady hahafaty azy.

34Miandrasa an’ i Jehovah, ka tandremo ny lalàny, dia hanandratra anao handova ny tany Izy; Ho faly hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy ianao.

Read all of Bokin'ny Salamo 37

Cross References

Psalms 31:7Halako izay mivavaka amin’ ny sampy; fa Jehovah kosa no itokiako.

Psalms 124:6Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin’ ny nifiny.

Romans 8:33Iza no hiampanga ny olom-boafidin’ Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy.

2 Peter 2:9dia fantatry ny Tompo izay hamonjeny ny tsara fanahy amin’ ny fakam-panahy sy ny hitehirizany ny olona tsy marina amin’ ny fijaliana ho amin’ ny andro fitsarana,―

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 37:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 37:32Bokin'ny Salamo 37Bokin'ny Salamo 37:34 →