Bokin'ny Salamo 37:34
Miandrasa an’ i Jehovah, ka tandremo ny lalàny, dia hanandratra anao handova ny tany Izy; Ho faly hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
33Jehovah tsy hahafoy azy eo an-tanany. Na hanameloka azy, raha tsaraina izy.
35Efa hitako ny ratsy fanahy, fa loza loatra izy, ary nandrahaka tahaka ny hazo maitso maniry ho azy;
Read all of Bokin'ny Salamo 37
Cross References
Job 17:9Fa ny marina mifikitra tsara amin’ ny halehany, ary izay madio tanana no hitombo hery.
Psalms 25:13Ny fanahiny hitoetra amin’ ny soa; ary ny taranany handova ny tany.
Psalms 37:3Matokia an’ i Jehovah ianao, ka manaova soa, dia honina amin’ ny tany ianao ka ho faly amin’ ny fahamarinana.
Psalms 37:9Fa ny mpanao ratsy hofongoro-na; Ary izay miandry an’ i Jehovah no handova ny tany.
Psalms 91:8Hijery maso fotsiny ianao, Ka ho hitanao ny hamaliana ny ratsy fanahy.
Psalms 92:12Ary faly ny masoko mahita ny amin’ ny fahavaloko, Ary finaritra ny sofiko mandre ny amin’ ny ratsy fanahy izay efa mitsangana hamely ahy.