The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 124 › Bokin'ny Salamo 124:6

Bokin'ny Salamo 124:6

Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin’ ny nifiny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Blessed be the LORD, who hath not given us as a prey to their teeth.

In Context

5Eny, nanafotra ny fanahintsika Ny rano misafoaka.

7Ny fanahintsika dia efa afaka tahaka ny vorona afaka tamin’ ny fandriky ny mpihaza: Tapaka ny fandrika, ka afaka isika.

Read all of Bokin'ny Salamo 124

Cross References

Judges 5:30Tsy efa mahita va izy? Tsy mizara babo va izy? Dia zazavavy iray na roa ho an’ ny isan-dahy, Ary lamba samy hafa volo ho babon’ i Sisera, Lamba roa samy hafa soratra ho eo am-bozon’ ny nahazo babo.

Psalms 17:9Mba tsy ho azon’ ny ratsy fanahy izay mampahory ahy, dia ny fahavaloko masiaka, izay manodidina ahy.

Psalms 145:5Ny lazan’ ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 124:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 124:5Bokin'ny Salamo 124Bokin'ny Salamo 124:7 →