Bokin'ny Salamo 41:11
Fa ianao kosa Jehovah ô, mamindrà fo amiko, ka atsangano aho mba hamaliako azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
By this I know that thou favourest me, because mine enemy doth not triumph over me.
In Context
12Izao no hahafantarako fa mankasitraka ahy Hianao, dia ny tsy anakoran’ ny fahavaloko ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 41
Cross References
Psalms 25:2Andriamanitro ô, Hianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho; aoka tsy hifalian’ ny fahavaloko aho.
Psalms 35:25Aoka tsy hanao anakampo hoe izy: Hià! faly izahay! aoka tsy hanao hoe izy: efa natelinay izy.
Psalms 124:6Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin’ ny nifiny.
Jeremiah 20:13Mihirà ho an’ i Jehovah, miderà an’ i Jehovah; Fa Izy namonjy ny fanahin’ ny malahelo tamin’ ny tanan’ ny mpanao ratsy.