The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 44 › Bokin'ny Salamo 44:1

Bokin'ny Salamo 44:1

Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Maskila.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

We have heard with our ears, O God, our fathers have told us, what work thou didst in their days, in the times of old.

In Context

2Ny sofinay no nandrenesanay, Andriamanitra ô, ny razanay nilaza taminay ny asa nataonao tamin’ ny androny, dia tamin’ ny andro fahiny.

Read all of Bokin'ny Salamo 44

Cross References

Exodus 13:14Ary raha hanontany anao ny zanakao amin’ ny andro ho avy ka hanao hoe: Inona no anton’ izao? dia holazainao aminy hoe: Tanana mahery no nitondran’ i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta, tamin’ ny trano nahandevozana;

Numbers 21:27Izany no nanaovan’ ny mpanao oha-teny hoe: Midìra ao Hesbona ianareo; aoka hamboarina sy hatao mafy ny tanànan’ i Sihona;

Judges 6:13Fa hoy Gideona taminy: Indrisy, Tompoko, raha momba anay Jehovah, nahoana no ozoin’ izao rehetra izao izahay? Ary aiza ny fahagagana rehetra nataony, izay nolazain’ ny razanay taminay hoe: Tsy nitondra anay niakatra avy tany Egypta va Jehovah? Fa ankehitriny efa nahafoy anay mihitsy Jehovah ka nanolotra anay eo an-tànan’ ny Midiana.

Job 15:17Hanambara aminao aho, ka mihainoa ahy fa izay efa hitako no holazaiko,

Psalms 42:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila. Nataon’ ny Koraïta.

Psalms 77:5Mampiari-tory ny masoko Hianao; mitebiteby aho ka tsy mahateny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 44:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 44Bokin'ny Salamo 44:2 →