Bokin'ny Salamo 42:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila. Nataon’ ny Koraïta.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As the hart panteth after the water brooks, so panteth my soul after thee, O God.
In Context
2Tahaka ny diera mihanahana maniry ny rano an’ ony no anirian’ ny fanahiko Anao, Andriamanitra ô.
Read all of Bokin'ny Salamo 42
Cross References
Exodus 6:24Ary ny zanakalahin’ i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen’ ny Korana.
Numbers 16:32eny, nisokatra ny tany ka nitelina azy sy ny ankohonany mbamin’ ny olona rehetra izay an’ i Kora ary ny fananany rehetra.
1 Chronicles 6:22zanakalahin’ i Tahata, zanakalahin’ i Asira, zanakalahin’ i Ebiasafa, zanakalahin’ i Kora,
1 Chronicles 25:1Ary ny taranak’ i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan’ i Davida sy ireo komandin’ ny miaramila ho amin’ ny fanompoana mba haminany amin’ ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan’ ny mpanao araka ny fanompoany avy:
Psalms 45:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon’ ny Koraïta. Maskila. Tonon-kiram-pitiavana.
Psalms 47:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Salamo.