Bokin'ny Salamo 44:25
Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For our soul is bowed down to the dust: our belly cleaveth unto the earth.
In Context
24Mifohaza, ry Tompo ô, nahoana no matory Hianao? Mitsangàna, aza manary mandrakizay.
26Fa miankohoka amin’ ny vovoka ny fanahinay, miraikitra amin’ ny tany ny kibonay.
Read all of Bokin'ny Salamo 44
Cross References
Job 13:24Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manao ahy ho fahavalonao?
Psalms 66:11Efa nampiditra anay tamin’ ny fandrika Hianao; efa nanisy enta-mavesatra teo am-balahanay Hianao.
Psalms 119:25Miraikitra amin’ ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.
Lamentations 4:5Izay nihinana zava-py dia mahantra eny an-dalambe; Izay notezaina tamin’ ny jaky dia mandamaka eny amin’ ny zezika.