Bokin'ny Salamo 119:25
Miraikitra amin’ ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My soul cleaveth unto the dust: quicken thou me according to thy word.
In Context
24Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.
26Ny lalako no nolazaiko, ary namaly ahy Hianao: Ampianaro ahy ny didinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Deuteronomy 30:6Dia hoforan’ i Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ ny taranakao hitiavanao an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, mba ho velona ianao.
Psalms 22:15Efa rano aidina aho, ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko: miempo ato anatiko izy.
Psalms 44:26Fa miankohoka amin’ ny vovoka ny fanahinay, miraikitra amin’ ny tany ny kibonay.
Psalms 80:18Aoka ny tananao ho amin’ ny lehilahin’ ny tananao ankavanana, dia amin’ ny zanak’ olombelona izay nampaherezinao ho Anao.
Psalms 119:40Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin’ ny fahamarinanao.
Psalms 119:93Tsy hohadinoiko mandrakizay ny didinao; Fa ireny no amelomanao ahy.