Bokin'ny Salamo 44:26
Fa miankohoka amin’ ny vovoka ny fanahinay, miraikitra amin’ ny tany ny kibonay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Arise for our help, and redeem us for thy mercies’ sake.
In Context
25Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?
27Mitsangàna hamonjy anay, ary avoty izahay araka ny famindram-ponao.
Read all of Bokin'ny Salamo 44
Cross References
Psalms 26:11Fa izaho kosa dia mandeha amin’ ny fahamarinako; avoty sy amindrao fo aho.
Psalms 119:25Miraikitra amin’ ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.