The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 44 › Bokin'ny Salamo 44:8

Bokin'ny Salamo 44:8

Fa namonjy anay tamin’ ny fahavalonay Hianao, ary ny nankahala anay dia nataonao menatra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

In God we boast all the day long, and praise thy name for ever. Selah.

In Context

7Fa tsy ny tsipikako no itokiako, ary ny sabatro tsy hahavonjy ahy.

9Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva; ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay. [Sela.]

Read all of Bokin'ny Salamo 44

Cross References

Psalms 34:2Hisaotra an’ i Jehovah lalandava aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.

Psalms 115:1Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, Fa ny anaranao ihany, Noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao.

Jeremiah 9:24Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay hamaliako ny voafora rehetra mbamin’ ny tsy voafora koa,

1 Corinthians 1:29mba tsy hisy nofo hahazo mirehareha eo anatrehan’ Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 44:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 44:7Bokin'ny Salamo 44Bokin'ny Salamo 44:9 →