Bokin'ny Salamo 50:14
Manatera fanati-pisaorana ho an’ Andriamanitra; ary efao amin’ ny Avo Indrindra ny voadinao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Offer unto God thanksgiving; and pay thy vows unto the most High:
In Context
13Hihinana ny nofon’ ombilahy va Aho, na hisotro ny ran’ osilahy?
15Antsoy Aho amin’ ny andro fahoriana, dia hamonjy anao Aho, ka hanome voninahitra Ahy ianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 50
Cross References
Numbers 30:2Ary Mosesy niteny tamin’ ireo lohan’ ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely ka nanao hoe: Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah:
Deuteronomy 23:21Ny olona hafa firenena ihany no hampanananao zavatra; fa ny rahalahinao kosa dia tsy hampanananao; mba hotahin’ i Jehovah Andriamanitrao ianao amin’ izay rehetra ataon’ ny tananao eo amin’ ny tany izay efa hidiranao holovana.
Deuteronomy 23:23Fa raha tsy mivoady ianao, dia tsy fahotana aminao izany.
Job 22:27Raha mifona aminy ianao, dia hihaino anao Izy; Ary ny voadinao dia hefainao.
Psalms 22:26Avy aminao no ahazoako manao fiderana eo amin’ ny fiangonan-dehibe; ny voadiko dia hefaiko eo anatrehan’ izay matahotra an’ i Jehovah.
Psalms 50:23Izay manatitra fanati-pisaorana no manome voninahitra Ahy; ary izay mitandrina ny lalany no hanehoako ny famonjen’ Andriamanitra.