Bokin'ny Salamo 50:15
Antsoy Aho amin’ ny andro fahoriana, dia hamonjy anao Aho, ka hanome voninahitra Ahy ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And call upon me in the day of trouble: I will deliver thee, and thou shalt glorify me.
In Context
14Manatera fanati-pisaorana ho an’ Andriamanitra; ary efao amin’ ny Avo Indrindra ny voadinao;
Read all of Bokin'ny Salamo 50
Cross References
2 Kings 20:2Dia nitodika nankany amin’ ny rindrina izy ka nivavaka tamin’ i Jehovah hoe:
2 Chronicles 33:12Ary nony azom-pahoriana mafy izy, vao nifona tamin’ i Jehovah Andriamaniny sady nanetry tena indrindra teo anatrehan’ Andriamanitry ny razany
Psalms 4:2Raha miantso aho, mamalia ahy, ry Andriamanitry ny fahamarinako ô; Raha tao an-katerena aho, dia nohalalahinao toerana; Mamindrà fo amiko, ka henoy ny fivavako.
Psalms 34:3Jehovah no reharehan’ ny fanahiko; hahare izany ny mpandefitra ka ho fay.
Psalms 34:7Ity olo-mahantra ity niantso, dia nihaino Jehovah ka namonjy azy tamin’ ny fahoriany rehetra.
Psalms 66:13Hiditra ao an-tranonao mitondra fanatitra dorana aho; hefaiko aminao ny voadiko,