Bokin'ny Salamo 50:20
Mipetraka miteny ratsy ny rahalahinao ianao, sady manendrikendrika ny zanakalahin-dreninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou sittest and speakest against thy brother; thou slanderest thine own mother’s son.
In Context
19Ny vavanao alefanao hiteny ratsy, ary ny lelanao mamorom-pitaka.
Read all of Bokin'ny Salamo 50
Cross References
Psalms 31:18Aoka tsy ho menatra aho, Jehovah ô, satria miantso Anao; fa aoka kosa ho menatra ny ratsy fanahy ka hangina any amin’ ny fiainan-tsi-hita.
Matthew 5:11Sambatra ianareo, raha haratsin’ ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko.
Luke 22:65Ary niteny ratsy izy nilaza zavatra maro hafa koa nanaratsiany Azy.
Titus 2:3Ny vehivavy anti-panahy koa anaro hitondra tena toy izay miendrika ny olona masìna, tsy ho mpanendrikendrika, tsy ho andevozin’ ny divay be, ho mpampianatra ny zavatra tsara,