Bokin'ny Salamo 55:3
Henoy aho, ka valio; miriorio ny eritreritro, ka mitoloko aho,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô, ary aza miery amin’ ny fitarainako.
Read all of Bokin'ny Salamo 55
Cross References
2 Samuel 16:7Ary hoy ny fanozon’ i Simey: Mandehana, mandehana, ry lehilahy mpandatsa-drà sy tena ratsy fanahy!
Psalms 12:5Izay manao hoe: hampahery anay ny lelanay; miandany aminay ny molotray; iza no tomponay?
Psalms 27:12Aza manolotra ahy ho amin’ ny sitrapon’ ny mpampahory ahy; fa vavolombelona mandainga sy izay mifofofofo loza no mitsangana hiampanga ahy.
Psalms 54:3Vonjeo amin’ ny anaranao aho, Andriamanitra ô, ary omeo rariny aho araka ny herinao.
Psalms 73:8Manazimbazimba izy ka miresaka fampahoriana an-dolom-po; avo vava izy.
Matthew 26:59Ary ny lohan’ ny mpisorona mbamin’ ny Synedriona rehetra nitady teny ho entiny hiampanga lainga an’ i Jesosy mba hamonoany Azy;