Bokin'ny Salamo 55:2
Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô, ary aza miery amin’ ny fitarainako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Attend unto me, and hear me: I mourn in my complaint, and make a noise;
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Maskila nataon’ i Davida.
3Henoy aho, ka valio; miriorio ny eritreritro, ka mitoloko aho,
Read all of Bokin'ny Salamo 55
Cross References
Psalms 17:1Fivavak’ i Davida. Jehovah ô, mihainoa ny rariny, mandrenesa ny fitarainako, atongilano ny sofinao amin’ ny fivavako avy amin’ ny molotra tsy misy fitaka.
Psalms 38:6Maimbo sady mihady ny feriko noho ny hadalako.
Psalms 64:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 77:3Tamin’ ny andro fahoriako no nitadiavako ny Tompo; ny tanako nasandratra nony alina ka tsy vizana; ny fanahiko tsy nety nampiononina.
Isaiah 38:14Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. Ary mitolokoloko tahaka ny voromailala. Pahina ny masoko noho ny faniriako ho any amin’ ny avo; Jehovah ô, ory loatra aho, aoka hiantoka ahy Hianao.
Lamentations 3:56Ny feoko dia efa renao, aza tampenana ny sofinao, raha mitaraina mitady izay mba hiainana kely aho.