The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 61 › Bokin'ny Salamo 61:3

Bokin'ny Salamo 61:3

Any am-paran’ ny tany no hiantsoako Anao raha reraka ny foko; ento aho ho any amin’ ny vatolampy izay avo ka tsy tratro;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For thou hast been a shelter for me, and a strong tower from the enemy.

In Context

2Henoy ny fitarainako, Andriamanitra ô; tandremo ny fivavako.

4Fa aroko Hianao sy tilikambo mafy handosirako ny fahavalo.

Read all of Bokin'ny Salamo 61

Cross References

Psalms 18:2dia hoy izy:― Mamiko indrindra Hianao, Jehovah Heriko ô.

Psalms 62:7Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy, ka tsy mba hangozohozo aho.

Psalms 140:7Hoy izaho tamin’ i Jehovah Andriamanitro Hianao; Henoy ny feon’ ny fifonako, Jehovah ô!

Isaiah 46:3Mihainoa Ahy, ry taranak’ i Jakoba sy izay sisa rehetra amin’ ny taranak’ Isiraely, izay nobabena hatrany an-kibo sy nentina hatrany am-bohoka:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 61:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 61:2Bokin'ny Salamo 61Bokin'ny Salamo 61:4 →