The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 62 › Bokin'ny Salamo 62:7

Bokin'ny Salamo 62:7

Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy, ka tsy mba hangozohozo aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

In God is my salvation and my glory: the rock of my strength, and my refuge, is in God.

In Context

6Miantombena amin’ Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko; fa Izy no antenaiko.

8Andriamanitra no iankinan’ ny famonjena ahy sy ny voninahitro; ny vatolampiko mafy sy ny aroko dia ao amin’ Andriamanitra.

Read all of Bokin'ny Salamo 62

Cross References

Psalms 4:2Raha miantso aho, mamalia ahy, ry Andriamanitry ny fahamarinako ô; Raha tao an-katerena aho, dia nohalalahinao toerana; Mamindrà fo amiko, ka henoy ny fivavako.

Psalms 18:2dia hoy izy:― Mamiko indrindra Hianao, Jehovah Heriko ô.

Psalms 46:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta; At-alamoth; Tonon-kira.

Psalms 94:22Fa tonga fiarovana avo ho ahy Jehovah; Ary vatolampy fialofako Andriamanitro.

Psalms 125:1Fihirana fiakarana. Izay matoky an’ i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy mihetsika, fa mitoetra mandrakizay.

Isaiah 33:16Izy no honina ao amin’ ny avo; Ny fitoerana avony dia ny fiarovana any amin’ ny harambato; Izay hohaniny dia homena azy, ary ny rano hosotroiny tsy ho diso.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 62:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 62:6Bokin'ny Salamo 62Bokin'ny Salamo 62:8 →