Bokin'ny Salamo 64:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear my voice, O God, in my prayer: preserve my life from fear of the enemy.
In Context
2Henoy ny feoko, raha mitaraina aho, Andriamanitra ô; arovy ny aiko amin’ ny tahotro ny fahavalo.
Read all of Bokin'ny Salamo 64
Cross References
Psalms 27:7Mihainoa, Jehovah ô, fa mitaraina mafy aho; ary mamindrà fo amiko, ka valio aho.
Psalms 34:4Miaraha mankalaza an’ i Jehovah amiko; ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika.
Psalms 56:2Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, fa misafoaka manenjika ahy ny olona; miady amiko mandrakariva izy ka mampahory ahy.
Psalms 140:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 143:1Salamo nataon’ i Davida. Jehovah ô, henoy ny fivavako, ary atongilano amin’ ny fifonako ny sofinao; Valio aho araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao.
Acts 18:9Ary ny Tompo niteny tamin’ i Paoly tamin’ ny fahitana nony alina ka nanao hoe: Aza matahotra, fa mitenena ihany, ka aza mangìna;