Bokin'ny Salamo 65:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida. Tonon-kira.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Praise waiteth for thee, O God, in Sion: and unto thee shall the vow be performed.
In Context
2Ho anao ny fanginana sy ny fiderana, Andriamanitra any Ziona ô, ary aminao no anefana ny voady.
Read all of Bokin'ny Salamo 65
Cross References
1 Chronicles 11:7Dia nitoetra tao anatin’ ny batery fiarotana Davida, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Tanànan’ i Davida
1 Chronicles 16:41ary naman’ ireo koa Hemana sy Jedotona ary ny sisa amin’ ny olona voafidy izay voatonona anarana hidera an’ i Jehovah, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Psalms 21:13Fa hampiamboho azy ianao; ny tsipìkanao no ikendrenao ny tavany.
Psalms 62:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 76:11Fa ny fahatezeran’ ny olona hidera Anao tokoa; ny fahatezerana sisa dia isikinanao.
Psalms 115:1Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, Fa ny anaranao ihany, Noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao.