Bokin'ny Salamo 66:2
Mankalazà ny voninahitry ny anarany; omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Sing forth the honour of his name: make his praise glorious.
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira. Tonon-kira. Salamo. Mihobia ho an’ Andriamanitra, ry tany rehetra;
Read all of Bokin'ny Salamo 66
Cross References
1 Chronicles 29:10Koa dia nisaotra an’ i Jehovah teo anatrehan’ ny fiangonana rehetra Davida ka nanao hoe: Isaorana anie Hianao, Jehovah ô, Andriamanitr’ Isiraely razanay, hatramin’ ny taloha indrindra ka ho mandrakizay.
Psalms 47:6Efa niakatra tamin’ ny fihobiana Andriamanitra, Jehovah niakatra tamin’ ny fitsofana ny anjomara.
Psalms 72:18Isaorana anie Jehovah Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely; Izy irery ihany no manao fahagagana;
Psalms 96:3Ambarao any amin’ ny jentilisa ny voninahiny Ary any amin’ ny firenena rehetra ny fahagagana ataony.
Psalms 106:2Iza no mahalaza ny asa lehibe ataon’ i Jehovah, Na mahatonona ny fiderana Azy rehetra?
Psalms 107:22Ary aoka hanatitra fanati-pisaorana izy Sy hilaza ny asany amin’ ny fihobiana.