Bokin'ny Salamo 107:22
Ary aoka hanatitra fanati-pisaorana izy Sy hilaza ny asany amin’ ny fihobiana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And let them sacrifice the sacrifices of thanksgiving, and declare his works with rejoicing.
In Context
23Izay midìna any an-dranomasina ka mandeha an-tsambo Sy manao raharaha any amin’ ny rano lehibe
Read all of Bokin'ny Salamo 107
Cross References
Psalms 9:11Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao; fa tsy foinao izay mitady Anao, Jehovah ô.
Psalms 27:6Koa dia hisandratra ambonin’ ny fahavaloko manodidina ahy ny lohako, ka hanatitra fanatitra hihobiana ao an-dainy aho; hihira sy hankalaza an’ i Jehovah aho.
Psalms 73:28Fa, izaho, dia ny ho akaikin’ Andriamanitra no mahatsara ahy; Hianao, Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, mba hilaza ny asanao rehetra aho.
Psalms 116:12Inona no havaliko an’ i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Psalms 118:17Tsy ho faty aho, fa ho velona Ka hitory ny asan’ i Jehovah.
Hebrews 13:15Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin’ ny alalany ho an’ Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.