Bokin'ny Salamo 66:1
Ho an’ ny mpiventy hira. Tonon-kira. Salamo. Mihobia ho an’ Andriamanitra, ry tany rehetra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Make a joyful noise unto God, all ye lands:
In Context
2Mankalazà ny voninahitry ny anarany; omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy.
Read all of Bokin'ny Salamo 66
Cross References
1 Chronicles 16:23Mihira ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan’ andro isan’ andro ny famonjeny mahafaly.
Psalms 81:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-gitith. Nataon’ i Asafa.
Psalms 96:1Mihira fihiram-baovao ho an’ i Jehovah; Mihirà ho an’ i Jehovah ry tany rehetra.
Psalms 100:1Salamo ho fiderana. Mihobia ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra.
Psalms 150:6Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an’ i Jehovah. Haleloia.