The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 69 › Bokin'ny Salamo 69:33

Bokin'ny Salamo 69:33

Hahita izany ny mpandefitra ka ho faly; aoka ho velona ny fonareo, ry mpitady an’ Andriamanitra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For the LORD heareth the poor, and despiseth not his prisoners.

In Context

32Fa ho sitrak’ i Jehovah Izany mihoatra noho ny vantotr’ ombilahy, izay manan-tandroka sady mivaky kitro.

34Fa mihaino ny malahelo Jehovah, ary ny olony mifatotra tsy mba hamavoiny.

Read all of Bokin'ny Salamo 69

Cross References

Psalms 10:17Efa nohenoinao, Jehovah ô, ny irin’ ny mpandefitra; mampiomana ny fony Hianao sady mampihaino ny sofinao,

Psalms 22:27Hihinana ny mpandefitra ka ho voky; hidera an’ i Jehovah izay mitady azy; ho velona mandrakizay anie ny fonareo.

Psalms 34:6Mijery Azy ireo ka miramirana, sady tsy mangaihay ny tavany.

Psalms 72:12Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;

Psalms 102:20Fa Izy nitazana tany amin’ ny fitoerany masìna any amin’ ny avo. Tany an-danitra no nitsinjovan’ i Jehovah ny tany,

Psalms 146:7Izay manome rariny ho an’ ny ampahoriana, Izay manome hanina ho an’ ny noana. Jehovah mamaha ny mpifatotra;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 69:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 69:32Bokin'ny Salamo 69Bokin'ny Salamo 69:34 →