Bokin'ny Salamo 69:34
Fa mihaino ny malahelo Jehovah, ary ny olony mifatotra tsy mba hamavoiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let the heaven and earth praise him, the seas, and every thing that moveth therein.
In Context
33Hahita izany ny mpandefitra ka ho faly; aoka ho velona ny fonareo, ry mpitady an’ Andriamanitra.
35Aoka hidera Azy ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsika ao aminy.
Read all of Bokin'ny Salamo 69
Cross References
Genesis 1:20Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka ny rano ho be zava-manan’ aina; ary aoka hisy vorona hanidina ambonin’ ny tany eny amin’ ny habakabaky ny lanitra.
Psalms 98:7Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy, Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.
Psalms 148:1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any ambony.
Isaiah 44:22Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; Koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.
Isaiah 55:12Fa amin’ ny fifaliana no hivoahanareo, ary amin’ ny fiadanana no hitondrana anareo; ny tendrombohitra sy ny havoana hahavelona hoby eo alohanareo, ary ny hazo rehetra any an-tsaha hitehatanana.