Bokin'ny Salamo 69:9
Efa vahiny amin’ ny rahalahiko aho; eny, efa olon-ko azy amin’ ny zanak’ ineny aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Fa noho ny aminao no itondrako latsa; safotry ny henatra ny tavako.
Read all of Bokin'ny Salamo 69
Cross References
1 Chronicles 15:27Ary niakanjo akanjo rongony fotsy madinika Davida, ary niakanjo toy izany koa ny Levita rehetra izay nitondra ny fiara ary ny mpihira sy Kenania, tonian’ ny fitondrana, mbamin’ ny mpihira; ary Davida nisalotra efoda rongony fotsy koa.
Job 19:13Ny rahalahiko efa nampanalaviriny ahy; Ary ny olona nahazatra ahy efa nihafahafa tamiko avokoa.
Psalms 89:41Efa noravanao ny fefiny rehetra; Efa nosimbanao ny fiarovany mafy.
Psalms 119:139Efa maharitra aina ahy ny fahasaro-piaroko, Satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy.
John 2:14Ary hitany teo an-kianjan’ ny tempoly ny nivarotra omby sy ondry sy voromailala ary ny mpanakalo vola izay nipetraka teo;