Bokin'ny Salamo 7:6
Dia aoka ny fahavalo hanenjika ny fanahiko ka hahatratra azy; eny, aoka izy hanitsaka ny aiko amin’ ny tany, ary hampandry ny voninahitro amin’ ny vovoka. [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Psalms 3:7Tsy hatahotra olona alinalina aho, izay milahatra manodidina hamely ahy.
Psalms 35:1Nataon’ i Davida. Jehovah ô, mamalia izay manana ady amiko; miadia amin’ izay mamely ahy.
Psalms 44:23Fa noho ny aminao no amonoana anay mandrakariva; toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
Psalms 59:5Tsy heloko no ihazakazahany sy iomanany, koa mifohaza hitsena ahy, ka jereo.
Psalms 73:20Tahaka ny anaovan’ ny olona ny nofiny ho tsinontsinona, dia tahaka izany, Tompo ô, no anaovanao ny endrik’ ireny ho tsinontsinona, raha mifoha Hianao.
Psalms 76:8Hianao no mahatahotra; ka iza no mahajanona eo anatrehanao, rehefa miseho ny fahatezeranao?