Bokin'ny Salamo 71:15
Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava ny fideràko Anao.
Read all of Bokin'ny Salamo 71
Cross References
Judges 5:11Lavitra ny feon’ ny mpandefa zana-tsipìka, dia eo amin’ ny fantsakan-drano, no hiresahany ny asa marina nataon’ i Jehovah, dia ny fahamarinany tamin’ ny tany Isily; Tamin’ izany dia nidina ny olon’ i Jehovah ho any am-bavahady.
Psalms 22:22Vonjeo amin’ ny vavan’ ny liona aho; ary valio ho afaka amin’ ny tandroky ny ombimanga.
Psalms 35:28Ary ny lelako hilaza ny fahamarinanao; ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva.
Psalms 40:6Nohamaroinao ny fahagaganao sy ny hevitrao izay nataonao ho anay, Jehovah Andriamanitra ô. Tsy misy azo ampitahaina aminao Raha tiako hambara sy holazaina ireny, dia, indro, maro loatra izy ka tsy tambo isaina.
Psalms 40:12Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko; aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva.
Psalms 71:8Ny vavako ho feno ny fideràna Anao sy ny fankalazana Anao mandrakariva.