The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 29 › Bokin'ny Ohabolana 29:7

Bokin'ny Ohabolana 29:7

Ny marina mihevitra ny adin’ ny malahelo; Fa ny ratsy fanahy tsy hahalala fahendrena.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The righteous considereth the cause of the poor: but the wicked regardeth not to know it.

In Context

6Misy fandrika amin’ ny heloky ny olon-dratsy; Fa ny marina mihoby sy mifaly.

8Ny mpaniratsira mampihotakotaka ny tanàna; Fa ny hendry mampionona fahatezerana.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 29

Cross References

1 Samuel 25:25Masìna ianao, aoka ny tompoko tsy hisaina io Nabala lehilahy tena ratsy fanahy io, fa araka ny anarany ihany no toeny; Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy; fa izaho ankizivavinao, tompoko, tsy mba nahita ny zatovo nirahinao.

Job 31:13Raha tàhiny aho nandà ny rariny izay an’ ny ankizilahiko na ny ankizivaviko, raha nifamaly tamiko izy,

Psalms 31:7Halako izay mivavaka amin’ ny sampy; fa Jehovah kosa no itokiako.

Psalms 72:12Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;

Proverbs 31:8Sokafy ny vavanao hisolo ny moana, Hahazoan’ ny kamboty ny rariny;

Jeremiah 22:15Moa dia ho mpanjaka ianao, saingy ataonao be sedera noho ny an’ ny sasany ny tranonao? Tsy efa nihinana sy nisotro va rainao sady nanao fitsarana sy fahamarinana? Tamin’ izany dia nambinina izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 29:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 29:6Bokin'ny Ohabolana 29Bokin'ny Ohabolana 29:8 →