The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 73 › Bokin'ny Salamo 73:18

Bokin'ny Salamo 73:18

Eo amin’ izay mahasolafaka tokoa no ametrahanao azy, ary aripakao ho ringana izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Surely thou didst set them in slippery places: thou castedst them down into destruction.

In Context

17Mandra-piditro tao amin’ ny fitoera-masin’ Andriamanitra ka nihevitra izay ho farany.

19Hià! rava indray mipi-maso izy! levona izy, matin-java-mahatahotra izy!

Read all of Bokin'ny Salamo 73

Cross References

Deuteronomy 32:35Ahy ny famaliana sy ny fampanodiavana, Raha avy izay hahasolafaka ny tongony; Fa antomotra ny andro hahitany loza, Ary ho avy faingana ny zava-boatendry hanjo azy.

Psalms 37:20Fa ny ratsy fanahy haringana, ary ny fahavalon’ i Jehovah ho tahaka ny voninahitry ny saha; Ho levona izy, eny, ho levon-ko setroka izy.

Psalms 37:35Efa hitako ny ratsy fanahy, fa loza loatra izy, ary nandrahaka tahaka ny hazo maitso maniry ho azy;

Psalms 92:7Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.

Psalms 94:23Dia ampanodiaviny azy ireo ny helony ka aringany noho ny faharatsiany izy; Eny, aringan’ i Jehovah Andriamanitsika izy.

2 Thessalonians 1:9dia olona izay hiharan’ ny famaliana marina dia fahaverezana mandrakizay avy amin’ ny fanatrehan’ ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 73:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 73:17Bokin'ny Salamo 73Bokin'ny Salamo 73:19 →