The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 92 › Bokin'ny Salamo 92:7

Bokin'ny Salamo 92:7

Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

When the wicked spring as the grass, and when all the workers of iniquity do flourish; it is that they shall be destroyed for ever:

In Context

6Jehovah ô, akory ny halehiben’ ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.

8Raha mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy, Ary mamony ny mpanao ratsy rehetra, Dia izany no ho fandringanana azy mandrakizay.

Read all of Bokin'ny Salamo 92

Cross References

1 Samuel 25:36Ary Abigaila dia tonga tao amin’ i Nabala; kanjo, indro, nanao fanasana tao an-tranony izy tahaka ny fanasan’ ny mpanjaka, ary faly ny fon’ i Nabala tamin’ izany, ary mamo loatra izy, ka dia tsy nisy nambaran’ ny vavy taminy, na kely na be mandra-pahazavan’ ny andro.

Job 21:7Nahoana no velona ny ratsy fanahy ka sady tratrantitra no be hery?

Psalms 37:35Efa hitako ny ratsy fanahy, fa loza loatra izy, ary nandrahaka tahaka ny hazo maitso maniry ho azy;

Psalms 73:12Indro, ireny dia olona ratsy fanahy; miadana mandrakariva izy ka mitombo harena.

Psalms 73:22Dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, biby teo anatrehanao aho.

Psalms 94:4Mirezadrezatra sy miteny sahisahy izy; Mirehareha ny mpanao ratsy rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 92:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 92:6Bokin'ny Salamo 92Bokin'ny Salamo 92:8 →