Bokin'ny Salamo 73:6
Dia izany no iambozonany rehareha toy ny rojo, sy itafiany fahalozàna tahaka ny lamba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore pride compasseth them about as a chain; violence covereth them as a garment.
In Context
7Bongon-tavy ny masony; miloatra ny hevitry ny fony.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Deuteronomy 8:13ary mihamaro ny ombinao sy ny ondry aman’ osinao, ary mitombo koa ny volafotsinao sy ny volamenanao, ary mitombo ny fanananao rehetra,
Judges 8:26Ary ny lanjan’ ny kavim-bolamena nangatahiny dia sekely volamena fiton-jato amby arivo, afa-tsy ny ravaka sarim-bolan-tsinana sy ny kavina voavola sy ny lamba volomparasy, izay teny amin’ ireo mpanjakan’ ny Midiana, ary ny rojo, izay teny amin’ ny vozon’ ny ramevany.
Esther 3:5Ary rehefa hitan’ i Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany, dia tezitra loatra izy.
Job 21:7Nahoana no velona ny ratsy fanahy ka sady tratrantitra no be hery?
Psalms 109:29Mitafy henatra ny fahavaloko Ka misaron-kenatra tahaka ny lamba.
Proverbs 3:31Aza mialona ny olon-dozabe, Na mifidy izay lalany akory,