Bokin'ny Ohabolana 3:31
Aza mialona ny olon-dozabe, Na mifidy izay lalany akory,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Envy thou not the oppressor, and choose none of his ways.
In Context
30Aza miady amin’ olona foana, Raha tsy mbola nanisy ratsy anao izy.
32Satria fahavetavetana eo imason’ i Jehovah ny maniasia, Fa ao amin’ ny marina kosa ny fisakaizany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Psalms 37:1Nataon’ i Davida. Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin’ ny mpanao ratsy; Ary aza mialona ny mpanao meloka;
Psalms 73:3Satria nialona ny mpirehareha aho, raha nahita ny fiadanan’ ny ratsy fanahy.
Proverbs 2:12Ka hamonjy anao amin’ ny lalan-dratsy Sy amin’ ny lehilahy izay miteny fitaka,
Proverbs 22:22Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; Ary aza dia manifakifa ny ory eo am-bavahady;
Proverbs 24:1Aza mialona ny olona ratsy fanahy, Na maniry ho namany;
Ecclesiastes 5:8Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mahasoa ny tany ny fisian’ ny mpanjaka amin’ izay tany volena.