Bokin'ny Salamo 75:11
Ary ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra hotapahiko; fa ny tandroky ny marina kosa no hasandratra.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
10Fa izaho hanambara izany mandrakizay, ka hankalaza an’ Andriamanitr’ i Jakoba.
Read all of Bokin'ny Salamo 75