The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 75 › Bokin'ny Salamo 75:10

Bokin'ny Salamo 75:10

Fa izaho hanambara izany mandrakizay, ka hankalaza an’ Andriamanitr’ i Jakoba.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

All the horns of the wicked also will I cut off; but the horns of the righteous shall be exalted.

In Context

9Fa misy kapoaka eo an-tànan’ i Jehovah, feno divay mandroatra miharoharo zavatra iny, ka ampisotroany; eny, ny ratsy fanahy rehetra amin’ ny tany dia hitroka ny faikany.

11Ary ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra hotapahiko; fa ny tandroky ny marina kosa no hasandratra.

Read all of Bokin'ny Salamo 75

Cross References

Psalms 89:17Ny anaranao no hifaliany mandrakariva; Ary ny fahamarinanao no hisandratany.

Psalms 101:8Haringako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin’ ny tany, Mba hofongorako ny mpanao ratsy rehetra tsy ho ao an-tanànan’ i Jehovah.

Jeremiah 48:25Voakapa ny tandrok’ i Moaba, ary tapaka koa ny sandriny, hoy Jehovah.

Luke 1:69Ary nanangana tandro-pamonjena ho antsika Amin’ ny taranak’ i Davida mpanompony Izy

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 75:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 75:9Bokin'ny Salamo 75Bokin'ny Salamo 75:11 →