Bokin'ny Salamo 76:4
Teo no nanapatapahany ny zana-tsipìka manelatra, sy ny ampinga sy ny sabatra ary ny fiadiana. [Sela.]
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou art more glorious and excellent than the mountains of prey.
In Context
3Naoriny ao Salema ny tranolainy, ary any Ziona ny fonenany.
5Mamirapiratra Hianao sady be voninahitra miseho avy any amin’ ny tendrombohitra fitohàna.
Read all of Bokin'ny Salamo 76
Cross References
Psalms 37:15Ny sabany hitsatoka amin’ ny fony ihany, ary ny tsipìkany ho tapatapaka.
Ezekiel 19:1Ary manaova hira fahalahelovana ny amin’ ireo andrianan’ ny Isiraely ianao,
Ezekiel 38:12mba hamabo sy handroba ary hamely indray izay efa rava, saingy vao misy mponina ankehitriny izao, ary ny firenena izay nangonina avy tany amin’ ny jentilisa sady nihary omby sy fananana, dia ireo mitoetra ao amin’ ny foiben’ ny tany.
Daniel 7:4Ny voalohany dia toy ny liona ary nanana elatry ny voromahery; nijery aho ambara-panongotra ny elany, ary natsangana avy tamin’ ny tany izy ka najoro tamin’ ny tongony roa toy ny fijoron’ ny olona, sady natao manana fon’ olombelona izy.