Bokin'ny Salamo 78:26
Nampandeha ny rivotra avy any atsinanana teny amin’ ny lanitra Izy ary ny heriny no nitondrany ny rivotra avy any atsimo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He caused an east wind to blow in the heaven: and by his power he brought in the south wind.
In Context
25Ny fihinan’ ny mahery no nohanin’ ny olona; nanaterany hanina hahavoky azy izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 78
Cross References
Numbers 11:31Ary nisy rivotra nivoaka avy tamin’ i Jehovah ka nitondra papelika avy tany amin’ ny ranomasina ary nampihahakahaka azy teny amin’ ny toby, ka tokony ho lalana indray andro manodidina ny toby no nisy azy, ary tokony ho roa hakiho ambonin’ ny tany izy.
Psalms 135:7Mampiakatra zavona avy amin’ ny faran’ ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,