Bokin'ny Salamo 83:16
Aoka ho toy izany no anafotofotoanao azy amin’ ny tadionao, sy ampahatahoranao azy amin’ ny tafio-drivotrao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Fill their faces with shame; that they may seek thy name, O LORD.
In Context
15Tahaka ny afo mandoro ala sy tahaka ny lelafo mampirehitra tendrombohitra;
17Sarony henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, Jehovah ô.
Read all of Bokin'ny Salamo 83
Cross References
Job 10:15Raha meloka aho, dia lozako! Ary na dia marina aza aho, dia tsy ho sahy miandrandra, satria feno henatra sady mahatsiaro fahoriana aho.
Psalms 6:10Jehovah efa nandre ny fangatahako; Jehovah no handray ny fivavahako.
Psalms 34:5Mitady an’ i Jehovah aho, dia mamaly ahy Izy ka manafaka ahy amin’ ny tahotro rehetra.
Psalms 132:18Ny fahavalony hampitafiko henatra; Fa eo aminy kosa no hamirapiratra ny satro-boninahiny.