Bokin'ny Salamo 34:5
Mitady an’ i Jehovah aho, dia mamaly ahy Izy ka manafaka ahy amin’ ny tahotro rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They looked unto him, and were lightened: and their faces were not ashamed.
In Context
4Miaraha mankalaza an’ i Jehovah amiko; ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika.
6Mijery Azy ireo ka miramirana, sady tsy mangaihay ny tavany.
Read all of Bokin'ny Salamo 34
Cross References
1 Samuel 23:13Ary dia niainga Davida sy ny olony tokony ho enin-jato lahy ka niala tao Keila ary nandeha tamin’ izay azony naleha. Ary nolazaina tamin’ i Saoly fa efa nandositra niala tao Keila Davida, dia nijanona tsy nandeha izy.
Esther 8:16Ny Jiosy dia nahazo fahazavana sy faharavoravoana sy fifaliana ary voninahitra.
Psalms 13:3Mandra-pahoviana no mbola hisaintsainako am-panahy, sy hahalahelovako am-po isan’ andro? Mandra-pahoviana no mbola hisandratan’ ny fahavaloko ho amboniko?
Psalms 25:3Eny, tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry Anao; fa izay mivadika foana no ho menatra.
Psalms 50:15Antsoy Aho amin’ ny andro fahoriana, dia hamonjy anao Aho, ka hanome voninahitra Ahy ianao.
Psalms 83:16Aoka ho toy izany no anafotofotoanao azy amin’ ny tadionao, sy ampahatahoranao azy amin’ ny tafio-drivotrao.