The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 84 › Bokin'ny Salamo 84:1

Bokin'ny Salamo 84:1

Ho an’ ny mpiventy hira. Al-hagitith. Salamo nataon’ ny Koraïta.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

How amiable are thy tabernacles, O LORD of hosts!

In Context

2Endrey ny hatsaran’ ny tabernakelinao, Jehovah, Tompon’ ny maro, ô!

Read all of Bokin'ny Salamo 84

Cross References

1 Kings 22:19Ary hoy Mikaia: Henoy ary ny tenin’ i Jehovah: Nahita an’ i Jehovah nipetraka teo amin’ ny seza fiandrianany aho, ary ireo maro be rehetra any an-danitra nitsangana teo an-daniny avy, dia teo amin’ ny ankavanany sy teo amin’ ny ankaviany.

Psalms 8:1Ho an’ ny mpiventy hira Al-hagitith. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 36:8Endrey ny hatsaran’ ny famindram-ponao, Andriamanitra ô! ka mialoka eo amin’ ny aloky ny elatrao ny zanak’ olombelona.

Psalms 43:3Ampandehano ny fahazavanao sy ny fahamarinanao; aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any an-tendrombohitrao masìna, dia ho any amin’ ny tabernakelinao.

Psalms 81:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-gitith. Nataon’ i Asafa.

Psalms 103:20Misaora an’ i Jehovah, ianareo anjeliny, Dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny Ary mihaino ny feon’ ny teniny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 84:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 84Bokin'ny Salamo 84:2 →