Bokin'ny Salamo 85:7
Tsy hovelominao indray va izahay, Mba hifalian’ ny olonao aminao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Shew us thy mercy, O LORD, and grant us thy salvation.
In Context
8Asehoy anay ny famindram-ponao, Jehovah ô, Ka omeo anay ny famonjenao.
Read all of Bokin'ny Salamo 85
Cross References
Psalms 50:23Izay manatitra fanati-pisaorana no manome voninahitra Ahy; ary izay mitandrina ny lalany no hanehoako ny famonjen’ Andriamanitra.
Jeremiah 33:10Izao no lazain’ i Jehovah: Mbola ho re indray eto amin’ ity tany ity, izay ataonareo hoe Rava, ka tsy misy olona na biby fiompy intsony dia eto amin’ ny tanànan’ ny Joda sy ao amin’ ny lalamben’ i Jerosalema izay efa lao, ka tsy misy olona na mponina na biby fiompy
Jeremiah 42:12Ary hataoko mahita famindram-po ianareo, dia hamindra fo aminareo izy ka hampody anareo ho any amin’ ny taninareo.