The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 86 › Bokin'ny Salamo 86:5

Bokin'ny Salamo 86:5

Fa Hianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka Ary be famindram-po amin’ izay rehetra miantso Anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For thou, Lord, art good, and ready to forgive; and plenteous in mercy unto all them that call upon thee.

In Context

4Ampifalio ny fanahin’ ny mpanomponao; Fa Hianao, Tompo ô, no ananganako ny fanahiko.

6Mandrenesa ny fivavako, Jehovah ô, Ary henoy ny feon’ ny fifonako.

Read all of Bokin'ny Salamo 86

Cross References

Nehemiah 9:17ary nandà tsy nety nanaraka izany izy sady tsy nahatsiaro ny fahagagana izay nataonao teo aminy; fa nanamafy ny hatony izy ka niodina, dia nanendry mpitarika mba hiverenany ho any amin’ ny fahandevozany; fa Andriamanitry ny famelan-keloka Hianao ka miantra sy mamindra fo, mahari-po sady be famindram-po, ka dia tsy nahafoy azy.

Psalms 36:7Ny fahamarinanao dia tahaka ny tendrombohitra avo dia avo; ny fitsaranao dia toy ny lalina indrindra; ny olona sy ny biby dia samy vonjenao, Jehovah ô,

Psalms 52:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila nataon’ i Davida,

Psalms 69:16Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina; ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana.

Psalms 103:3Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,

Psalms 119:68Sady tsara Hianao no Mpanao ny tsara; Ampianaro ahy ny didinao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 86:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 86:4Bokin'ny Salamo 86Bokin'ny Salamo 86:6 →