Bokin'ny Salamo 86:6
Mandrenesa ny fivavako, Jehovah ô, Ary henoy ny feon’ ny fifonako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Give ear, O LORD, unto my prayer; and attend to the voice of my supplications.
In Context
5Fa Hianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka Ary be famindram-po amin’ izay rehetra miantso Anao.
7Amin’ ny andro fahoriako dia miantso Anao aho, Fa mamaly ahy Hianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 86
Cross References
Nehemiah 1:11Koa mitaraina aminao aho, ry Jehovah ô, mihainoa ny fivavaky ny mpanomponao sy ny fivavaky ny mpanomponao rehetra izay faly amin’ ny fahatahorana ny anaranao; ary hambinina anie ny mpanomponao anio, ary aoka hahazo famindram-po eo imason’ io lehilahy io aho. Fa mpitondra kapoaky ny mpanjaka aho.
Psalms 17:1Fivavak’ i Davida. Jehovah ô, mihainoa ny rariny, mandrenesa ny fitarainako, atongilano ny sofinao amin’ ny fivavako avy amin’ ny molotra tsy misy fitaka.
Psalms 130:2Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon’ ny fifonako.