Bokin'ny Salamo 87:2
Ny vavahadin’ i Ziona dia tian’ i Jehovah mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an’ i Jakoba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD loveth the gates of Zion more than all the dwellings of Jacob.
In Context
1Salamo nataon’ ny Koraïta. Tonon-kira. Ny naorin’ i Jehovah dia ao an-tendrombohitra masìna;
3Zava-malaza no anambarana anao Ry tanànan’ Andriamanitra. [Sela.]
Read all of Bokin'ny Salamo 87
Cross References
Deuteronomy 12:5Fa ny tany izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrareo amin’ ny firenenareo rehetra hasiany ny anarany sy honenany no hohatoninareo sy halehanareo.
Psalms 78:67Dia nanary ny lain’ i Josefa Izy, ary ny firenen’ i Efraima tsy nofidiny.
Psalms 132:13Fa Jehovah efa nifidy an’ i Ziona. Ary naniry azy ho fonenany.
Isaiah 14:32Ary inona moa no valiny ho entin’ ny iraky ny jentilisa? Izao: Jehovah efa nanorina an’ i Ziona, ary ao no hialofan’ izay olony ory.