Bokin'ny Salamo 88:12
Hotorina any am-pasana va ny famindram-ponao, Ary ny fahamarinanao any amin’ ny fandringanana?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Shall thy wonders be known in the dark? and thy righteousness in the land of forgetfulness?
In Context
11Haneho fahagagana amin’ ny maty va Hianao? Ny matoatoa va no hitsangana hidera Anao?
Read all of Bokin'ny Salamo 88
Cross References
Job 10:21Dieny tsy mbola lasa tsy hiverina aho, dia ho any amin’ ny tanin’ ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana,
Psalms 88:5Natao ho isan’ izay midìna any an-davaka aho Ary efa tahaka izay tsy manan-kery;
Ecclesiastes 2:16Fa samy tsy misy fahatsiarovana mandrakizay na ny hendry na ny adala; fa amin’ ny andro ho avy dia samy ho hadino ela izy. Indrisy! samy ho faty na ny adala na ny hendry.
Ecclesiastes 9:5Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy.
Matthew 8:12fa ny zanaky ny fanjakana dia hariana amin’ ny maizina any ivelany; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.