The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 88 › Bokin'ny Salamo 88:5

Bokin'ny Salamo 88:5

Natao ho isan’ izay midìna any an-davaka aho Ary efa tahaka izay tsy manan-kery;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Free among the dead, like the slain that lie in the grave, whom thou rememberest no more: and they are cut off from thy hand.

In Context

4Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; Ary ny aiko manakaiky ny fiainan-tsi-hita.

6Efa nafoy ho any amin’ ny maty aho, Tahaka izay voavono, mandry ao am-pasana, Izay tsy tsarovanao intsony, Fa voafongotry ny tananao.

Read all of Bokin'ny Salamo 88

Cross References

Genesis 19:29Ary raha noravan’ Andriamanitra ny tanàna tany amin’ ny tany lemaka, dia nahatsiaro an’ i Abrahama Andriamanitra ka namoaka an’ i Lota hiala teo afovoan’ ny horavana, tamin’ ny nandravany ny tanàna izay nonenan’ i Lota.

Job 11:10Raha mandroso Izy ka misambotra ary manao fitsarana, dia iza moa no mahasakana Azy?

Psalms 28:1Nataon’ i Davida. Hianao no antsoiko, Jehovah ô, Ry vatolampiko ô, aza manentsin-tadiny amiko; fandrao, raha mangìna amiko Hianao, dia ho tahaka izay midìna any an-davaka aho.

Psalms 31:22Isaorana anie Jehovah; fa nataony mahagaga ny famindram-pony tamiko tao an-tanàna mimanda.

Psalms 136:23Izay nahatsiaro antsika fony isika ambany toetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

Isaiah 38:10Hoy izaho: Amin’ izao andro mbola iadanako izao no tsy maintsy idirako amin’ ny vavahadin’ ny fiainan-tsi-hita; nesorina tamiko ny androko sisa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 88:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 88:4Bokin'ny Salamo 88Bokin'ny Salamo 88:6 →