The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 89 › Bokin'ny Salamo 89:10

Bokin'ny Salamo 89:10

Hianao manapaka ny fisavoan’ ny ranomasina; Raha manonja ny alony, dia mampitsahatra azy Hianao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou hast broken Rahab in pieces, as one that is slain; thou hast scattered thine enemies with thy strong arm.

In Context

9Jehovah, Andriamanitry ny maro, ô, iza no mahery tahaka Anao, Jehovah? Ary manodidina Anao ny fahamarinanao.

11Hianao nanorotoro an-dRahaba ho tahaka izay voavono; Ny sandrinao mahery no nampielezanao ny fahavalonao.

Read all of Bokin'ny Salamo 89

Cross References

Exodus 7:1Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Indro, efa nataoko andriamanitra ho an’ i Farao ianao; ary Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao.

Psalms 59:11Andriamanitra, Izay mamindra fo amiko, no hialoha ahy; hataon’ Andriamanitra faly mijery ny amin’ ny fahavaloko aho.

Psalms 68:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida. Tonon-kira.

Psalms 78:43Izay nanaovany famantarana tany Egypta, sy fahagagana tany an-tany lemak’ i Zoana:

Psalms 105:27Ary izy ireo nanao ny famantarany teo aminy Sy fahagagana tany amin’ ny tanin’ i Hama.

Isaiah 24:1Indro, Jehovah mahafoana ny tany ka mahalao azy ary mampihohoka azy ka manely izay mponina ao aminy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 89:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 89:9Bokin'ny Salamo 89Bokin'ny Salamo 89:11 →