Bokin'ny Salamo 89:9
Jehovah, Andriamanitry ny maro, ô, iza no mahery tahaka Anao, Jehovah? Ary manodidina Anao ny fahamarinanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou rulest the raging of the sea: when the waves thereof arise, thou stillest them.
In Context
10Hianao manapaka ny fisavoan’ ny ranomasina; Raha manonja ny alony, dia mampitsahatra azy Hianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 89
Cross References
Psalms 29:10Jehovah nipetraka teo ambonin’ ny safo-drano; eny, Jehovah mipetraka ho Mpanjaka mandrakizay.
Psalms 66:5Avia, ka jereo ny asan’ Andriamanitra, mahatahotra ny zavatra ataony amin’ ny zanak’ olombelona.
Psalms 107:25Fa niteny Izy ka nanangana rivotra mahery, Izay nampisondrotra ny onjan-drano;
Isaiah 11:5Fahamarinana no ho fisikinany, ary fanahy mahatoky no ho fehin-kibony
Nahum 1:4Miteny mafy ny ranomasina izy ka mahatankina azy Ary mandritra ny ony rehetra; Malazo Basana sy Karmela. Ary malazo koa ny vonin’ i Libanona.
Matthew 14:32Ary rehefa niakatra teo an-tsambokely izy, dia nitsahatra ny rivotra.