Bokin'ny Salamo 89:37
Ny taranany haharitra mandrakizay, Ary ny seza fiandrianany ho tahaka ny masoandro eo anatrehako;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It shall be established for ever as the moon, and as a faithful witness in heaven. Selah.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 89
Cross References
Genesis 1:14Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia fahazavana eny amin’ ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo.
Psalms 72:7Ny marina hitrebona amin’ ny androny, ary ho be ny fiadanana mandra-paha-tsy hisy volana intsony.
Psalms 104:19Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany.
Jeremiah 31:35Izao no lazain’ i Jehovah, Izay manome ny masoandro ho fahazavana amin’ ny antoandro ary ny filahatry ny volana sy ny kintana ho fahazavana amin’ ny alina, Izay mampanonja ny ranomasina, ka dia mirohondrohona ny onjany, Jehovah, Tompon’ ny maro, no anarany: