Bokin'ny Salamo 91:11
Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin’ izay rehetra halehanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he shall give his angels charge over thee, to keep thee in all thy ways.
In Context
10Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao.
12Eny an-tànany no hitondran’ ireo anao, Fandrao ho tafintohina amin’ ny vato ny tongotrao.
Read all of Bokin'ny Salamo 91
Cross References
Exodus 23:20Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ ny fitoerana izay namboariko.
Psalms 34:7Ity olo-mahantra ity niantso, dia nihaino Jehovah ka namonjy azy tamin’ ny fahoriany rehetra.
Proverbs 3:6Maneke Azy amin’ ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny lalanao,
Jeremiah 2:18Koa inona no anton’ ny ankanesanao amin’ ny lalana mankany Egypta Hisotro ny ranon’ i Sihora? Ary inona no anton’ ny ankanesanao amin’ ny lalana mankany Asyria hisotro ny rano amin’ ny Ony?
Luke 4:10fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao mba hiaro Anao;